|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba tsy maty fo aman-aina
Singan-teny  2 arahaba, 3 tsy, 4 maty, 5 fo, 6 amana, 7 aina
Sokajin-teny  8  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 a salutation to those returned from the war, or a journey.. [1.2]
Voambolana  11  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12